Terminologies usuelles

 

tsy-manan-kialofana-sans-abrisTSY MANAN-KIALOFANA : SANS ABRIS   TSY MANAN-KIALOFANA : SANS ABRIS        Ireo olona, vokatry ny loza dia lasa nifindramonina tany amin'ny havany  na eny amin'ny toerana fandraisana tra-boina satria na rava trano na tsy azo hipetrahana mandritra ny fotoana maharitra na voafetra ny...
voina-aleasVOINA (ALEAS) VOINA (ALEAS)     Toe-javatra mampidi-doza, asan'olombelona na fepetra mety hitarika famoizana ain'olona, ratra na fiantraika hafa amin'ny fahasalamana, fahasimban'ny fananana, fahaverezan'ny antom-pivelomana sy ny asa, fikorontanana eo amin'ny lafiny sôsialy sy...