Communiqué

 

17-03-2018-trajectoire-de-la-ttm-eliakim17/03/2018 - Trajectoire de la TTM. Ny vinavina ny lalan'ny ELIAKIM Araka ny sary azo avy amin'ny sampandraharaha misahana ny famantarana ny toetr'andro anio 17 Martsa 2018 tamin'ny folo ora maraina teo dia indro ny vinavinan'ny fizotry ny rivodoza "ELIAKIM".
16-03-2018-fenerive-est-degat-provoque-par-le-passage-d-eliakim16/03/2018 - Fenerive Est dégât provoqué par le. Fenerive Est dégât "ELIAKIM" Toy izao hitantsika amin'ny sary izao ny fahavoazana naterakin'ny rivodoza tao Fenerive Est. Mankahery ny mponina ao Fenerive Est, hifanampy isika,hifanome tanana.Miasa miaraka no fahombiazana.
16-03-2018-fenerive-est16/03/2018 - Fenerive Est Fenerive Est - "ELIAKIM" 16 Martsa 2018 : Toy izao ny fanomanan'ny BNGRC sy ny mponin'ny Fenerive Est manoloana ny rivodoza "ELIAKIM".Izay tsara fihomanana tsy ho tampohin'ny loza.
16-03-2018-filazana-eliakim16/03/2018 - FILAZANA "ELIAKIM" FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA
16-03-2018-forte-tempete-tropicale16/03/2018 - ANTALAHA Saina mena ANTALAHA - Saina mena "ELIAKIM" Mitsangana ny saina mena aty Antalaha anio 16 Martsa 2018 .Manaraha tsy tapaka ny vaovao momban'ny toetr'andro, aoka ho mailo hatrany .Mankahery atsika jiaby vahoakan'ny Antalaha.
15-03-2018-trajectoire-du-ttm-eliakim15/03/2018 - Trajectoire du TTM. Vinavina ny mety ho fomba fidiran'ny ELIAKIM Hitantsika amin'ny sary ny vinavinan' ny fizotry ny rivodoza "ELIAKIM" navoakan'ny sampandraharaha misahana ny famantarana toetr'andro anio 15 Martsa 2018.Mihainoa tsy tapaka ny vaovao.
15-03-2018-antalaha-saina-mavo15/03/2018 - ANTALAHA Saina mavo ANTALAHA - Saina mavo ny ho fandalovan'ny rivodoza. Mitsangana ary ny saina mavo eto Antalaha,Filazana loza manambana midika fa handalo ny rivodoza afaka 2 na 1 andro, manomboka mihamafy ny rivotra, samia mailo hatrany isika.
15-03-2018-cdgrc-fivoriana-mialoha-ny-mety-ho-fahatongavan-ny-rivodoza15/03/2018 - Fivorian'ny CDGRC CDGRC - Fivoriana mialoha ny mety ho fahatongavan'ny rivodoza. Anio15 Martsa 2018 no natao ny fivoriana niarahana tamin'ny komity mitantana ny loza sy ny tandindin-doza eo anivon'ny distrika (CDGRC),nifampizara ihany koa ny vaovao farany momban'ny...
15-03-2018-saina-manga-rivodoza15/03/2018 - SAINA MANGA RIVODOZA SAINA MANGA: FILAZANA FA MILA MAILO HATRANY ,FIHETSIKA AORIAN'NY RIVODOZA.
25-10-2017-91025/10/2017 - 910 NUMERO VERT 910 POUR LA PESTE  
13-oct-2017-madagascar-apercu-sur-l-epidemie-de-peste13 Oct 2017 - MADAGASCAR: Aperçu sur l’épidémie de. MADAGASCAR: Aperçu sur l’épidémie de peste Situation 13 octobre 2017  
13-oct-2017-rapport-de-situation-conjoint-n-2-en-epidemie-de-la-peste-213 Oct 2017 - Rapport de situation conjoint n°2 en. Madagascar : Epidémie de peste Rapport de Situation conjoint n°2, en date du 13 Octobre 2017 Ce rapport est publié sous la coordination du Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes (BNGRC), avec la contribution de tous les Ministères...
madagascar-apercu-sur-l-epidemie-de-peste10 Oct 2017 - MADAGASCAR: Aperçu sur l’épidémie de. MADAGASCAR: Aperçu sur l’épidémie de peste Situation 10 octobre 2017  
10-oct-2017-rapport-de-situation-conjoint-n-1-en-epidemie-de-peste10 Oct 2017 - Rapport de situation conjoint n°1 en. Madagascar : Epidémie de peste Rapport de Situation conjoint n°1 en date du 10 Octobre 2017 Ce rapport est publié sous la coordination du Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes (BNGRC), avec la contribution de tous les Ministères...
16-10-2017-91016/10/2017 - 910 NUMERO VERT 910 POUR LA PESTE  
14-10-2017-91014/10/2017 - 910 NUMERO VERT 910 POUR LA PESTE  
910-213/10/2017- 910 NUMERO VERT 910 POUR LA PESTE  
situation-epidemiologique-du-12-10-17SITUATION ÉPIDÉMIOLOGIQUE DU 12/10/17 SITUATION ÉPIDÉMIOLOGIQUE DU 12/10/17 Source : MSANP
10-10-201710/10/2017 SITUATION PESTE DU 10/10/2017
910910- NUMERO VERT 910 POUR LA PESTE